Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 46:4 Malagasy Bible (MG1865)

Na dia mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsy volonareo, dia Izaho ihany no hisahirana mitondra anareo. Izaho no nanao, ka Izaho ihany no hitrotro, eny, izaho no hitondra sy hanafaka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:4 amin'ny teny manodidina.