Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 45:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no lazain'i Jehovah, Izay nahary ny lanitra (Izy no Andriamanitra) sady namorona ny tany sy nahavita azy (Izy no nandamina azy; tsy ho tany tsy misy endrika tsy akory no namoronany azy, fa nataony honenana): Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:18 amin'ny teny manodidina.