Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 45:13 Malagasy Bible (MG1865)

Izaho no nanaitra azy io tamin'ny fahamarinana, ary ny lalany rehetra dia haravoko avokoa; izy no hanao ny tanànako, ary ny oloko voababo dia halefany, nefa tsy amim-bola amin-karena, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:13 amin'ny teny manodidina.