Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 44:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa handatsaka rano amin'izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin'izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin'ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin'ny terakao;

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:3 amin'ny teny manodidina.