Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 44:21 Malagasy Bible (MG1865)

Tsarovy izany, ry Jakoba, dia ianao, ry Isiraely, fa mpanompoko ianao; Noforoniko ianao ka mpanompoko; Tsy hohadinoiko ianao, ry Isiraely ô,

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:21 amin'ny teny manodidina.