Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 43:4 Malagasy Bible (MG1865)

Satria malala eo imasoko ianao, eny, be voninahitra ianao sady tiako, dia olona no omeko ho solonao, ary firenena ho solon'ny ainao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:4 amin'ny teny manodidina.