Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 43:10 Malagasy Bible (MG1865)

Hianareo no vavolombeloko, hoy Jehovah, sady mpanompoko izay efa nofidiko, Mba hahafantaranareo sy hinoanareo Ahy ka ho azonareo tsara fa Izaho no Izy; Talohako dia tsy nisy andriamanitra voaforona, sady tsy hisy handimby Ahy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:10 amin'ny teny manodidina.