Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 42:11 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka ny efitra sy ireo tanàna eny aminy hanandratra ny feony, dia ny vohitra izay onenan'i Kedara; Aoka hihoby ny mponina any Sela; Ary aoka hanao feo avo any an-tampon'ny tendrombohitra izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:11 amin'ny teny manodidina.