Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 40:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ry Ziona, izay mitondra teny soa mahafaly ô, miakara any an-tendrombohitra avo; Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly ô, Asandrato mafy ny feonao, asandrato, fa aza matahotra; Lazao amin'ny tanànan'ny Joda hoe. Indro Andriamanitrareo!

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:9 amin'ny teny manodidina.