Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 40:4 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka hasandratra ny lohasaha rehetra, Aoka haetry ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra; Aoka ny be havoana ho tonga lembalemba, ary ny tany saro-dalana ho tonga lemaka;

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:4 amin'ny teny manodidina.