Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 40:26 Malagasy Bible (MG1865)

Asandrato ny masonareo, ka mijere; Iza no nahary ireny? Izy no mamoaka ny antokony araka ny isany sy miantso azy rehetra amin'ny anarany avy noho ny haben'ny fahatanjahany sy ny heriny tsy toha, ka tsy misy diso ireny na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:26 amin'ny teny manodidina.