Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 40:2 Malagasy Bible (MG1865)

Mitoria teny soa mahafaly amin'i Jerosalema, ka lazao aminy fa vita ny adiny, sady voavela ny helony, ary efa nandray indroa heny tamin'ny tànan'i Jehovah izy ho valin'ny fahotana rehetra nataony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:2 amin'ny teny manodidina.