Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 4:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay sisa any Ziona sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe masina. Dia izay rehetra voasoratra ho isan'ny velona any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Isaia 4

Jereo Isaia 4:3 amin'ny teny manodidina.