Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 37:4 Malagasy Bible (MG1865)

Angamba ho ren'i Jehovah Andriamanitrao ny tenin-dRabsake, izay nirahin'ny mpanjakan'i Asyria tompony hihaika an'Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teny izay efa ren'i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny fivavakao hamonjy izay mbola sisa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:4 amin'ny teny manodidina.