Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 37:26 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy mbola renao va, hoy Jehovah, fa hatry ny fony ela no nanomanako izany, ary hatramin'ny andro taloha no nikasako izany? Ankehitriny dia efa nahatanteraka izany Aho ka dia nandrava tanàna mimanda ho tonga korontam-bato.

Vakio ny toko manontolo Isaia 37

Jereo Isaia 37:26 amin'ny teny manodidina.