Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 36:21 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:21 amin'ny teny manodidina.