Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 36:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjakan'i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin'ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin'i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony izy, teo an-dalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba.

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:2 amin'ny teny manodidina.