Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 36:16 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mihaino an'i Hezekia ianareo; fa izao no lazain'ny mpanjakan'i Asyria: Manaova fanekena amiko hiadananareo, ka mankanesa atỳ amiko, ary samia homana ny voalobony sy ny aviaviny, ary samia misotro ny rano avy amin'ny lavaka famorian-dranony avy ianareo,

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:16 amin'ny teny manodidina.