Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 35:10 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, ny navotan'i Jehovah hiverina ka hankany Ziona amin'ny fihobiana, ary ny fifaliana mandrakizay no ho eny an-dohany; Hahazo fifaliana sy faharavoravoana izy, ka dia handositra ny alahelo sy ny fisentoana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 35

Jereo Isaia 35:10 amin'ny teny manodidina.