Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 34:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ny sabatr'i Jehovah feno rà, eny, mihosi-menaka amin'ny matavy sy amin'ny ran'ny zanak'ondry sy ny osilahy ary amin'ny fonomboan'ny ondrilahy; Fa Jehovah mamono zavatra hatao fanatitra ao Bozra Ary mahafaty be ao amin'ny tany Edoma.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:6 amin'ny teny manodidina.