Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 34:16 Malagasy Bible (MG1865)

Izahao ao amin'ny bokin'i Jehovah, ka vakio; Tsy misy tsy ao ireo na dia iray akory aza. Tsy misy na dia iray akory aza hitady ny namany; Fa ny vavan'i Jehovah no nandidy izany, ary ny fanahiny ihany no nanangona azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:16 amin'ny teny manodidina.