Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 34:10 Malagasy Bible (MG1865)

Na alina na andro dia tsy hovonoina izany, ary ny setrony hisavoana mandrakizay; Hatramin'ny taranaka fara mandimby dia ho tany karankaina izy, tsy hisy handeha hamaky azy intsony mandrakizay mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:10 amin'ny teny manodidina.