Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 31:1 Malagasy Bible (MG1865)

Lozan'izay midina any Egypta hitady famonjena sy miantehitra amin'ny soavaly ary matoky ny kalesy, satria maro ireny, sy ny mpitaingin-tsoavaly, satria mahery dia mahery ireny, fa tsy manandrandra ny Iray Masin'ny Isiraely, na mitady an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Isaia 31

Jereo Isaia 31:1 amin'ny teny manodidina.