Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 30:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hovakivakina izy tahaka ny fahavakivakin'ny vilanin'ny mpanefy tanimanga, raha montsamontsaniny ka tsy itondrany roa; Koa rehefa montsamontsana izy, dia tsy hisy vakiny ho azo atao fangalana afo ao am-patana, na ho azo atao fangalan-drano ao an-davaka famorian-drano aza.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:14 amin'ny teny manodidina.