Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 29:6 Malagasy Bible (MG1865)

Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hihavian'ny famaliana, dia kotrokorana sy horohoron-tany ary rohondrohona mafy, tadio sy tafio-drivotra ary lelafo mandevona.

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:6 amin'ny teny manodidina.