Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 29:16 Malagasy Bible (MG1865)

Endrey izato fahadalanareo! Moa ny mpanefy tanimanga va no hoheverina ho tahaka ny tanimanga, ka ny natao va hilaza izay nanao azy hoe: Tsy nanao ahy izy? Na ny zavatra voaforona va hilaza izay namorona azy hoe: Tsy manam-pahalalana izy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 29

Jereo Isaia 29:16 amin'ny teny manodidina.