Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 28:7 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ireo koa dia miraingiraingy azon'ny divay ary mivembena azon'ny toaka; Ny mpisorona sy ny mpaminany miraingiraingy azon'ny toaka; Resin'ny divay ireo; Mivembena azon'ny toaka izy; Miraingiraingy amin'ny fahitana izy ary midoladola eo amin'ny fitsarana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:7 amin'ny teny manodidina.