Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 27:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ka izao no hamelana ny helok'i Jakoba, Ary izao ihany no vokatry ny nanesorana ny fahotany, dia amin'ny anaovany ny vato rehetra amin'ny alitara ho tahaka ny vato sokay voatorotoro, ary ny Aseraha sy ny tsangan-kazo ho an'ny masoandro dia tsy hitsangana intsony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 27

Jereo Isaia 27:9 amin'ny teny manodidina.