Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 27:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany andro izany koa no hitsofana anjomara lehibe, dia ho avy izay very tany amin'ny tany Asyria sy izay efa voaroaka tany amin'ny tany Egypta, ka hiankohoka eo anatrehan'i Jehovah ao amin'ny tendrombohitra masina any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Isaia 27

Jereo Isaia 27:13 amin'ny teny manodidina.