Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 27:1 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'izany andro izany ny sabatr'i Jehovah, izay mafy sady lehibe no mahery, no ho entiny mamaly ny leviatana, dia ilay menarana mandositra, sy ny leviatana, dia ilay menarana miforoporotra, Ary hovonoiny ilay dragona ao an-dranomasina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 27

Jereo Isaia 27:1 amin'ny teny manodidina.