Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 25:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo dia hamelatra ny tanany eo ampovoan'izany, tahaka ny famelatry ny mpilomano ny tanany raha milomano; Fa Jehovah kosa hampietry ny fiavonavonany, na dia kanto aza ny fahamailamailaky ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 25

Jereo Isaia 25:11 amin'ny teny manodidina.