Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 24:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hivoara-mena ny volana, ary hivaloarika ny masoandro, fa Jehovah, Tompon'ny maro, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, ary eo anatrehan'ny loholony dia misy voninahitra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 24

Jereo Isaia 24:23 amin'ny teny manodidina.