Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 24:2 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ho sahala ihany ny hanjo ny mpisorona sy ny vahoaka, ny tompolahy sy ny mpanompolahiny, ny tompovavy sy ny mpanompovaviny, ny mpivarotra sy ny mpividy, ny mpampisambotra sy ny mpisambotra, ny mpampanàna vola sy ny mpanana vola.

Vakio ny toko manontolo Isaia 24

Jereo Isaia 24:2 amin'ny teny manodidina.