Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 24:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay mandositra noho ny fandrenesana ny tahotra dia ho latsaka any an-davaka; Ary izay miakatra avy ao anatin'ny lavaka dia ho voan'ny fandrika; Fa misy varavarana mivoha any amin'ny avo, ary mihorohoro ny fanorenan'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 24

Jereo Isaia 24:18 amin'ny teny manodidina.