Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 23:4 Malagasy Bible (MG1865)

Aoka ho menatra ianao, ry Sidona; Fa ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina, efa niteny hoe: Tsy mbola nihetsi-jaza aho, na niteraka, tsy mbola nitaiza zatovo aho, na namelona virijina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 23

Jereo Isaia 23:4 amin'ny teny manodidina.