Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 21:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nahita izany aho, dia feno fanaintainana ny valahako; Fijalijaliana no nahazo ahy tahaka ny fijalijalian'ny vehivavy raha miteraka; Niolanolana fatratra aho ka tsy nandre izany; Toran-kovitra aho ka tsy nahita izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 21

Jereo Isaia 21:3 amin'ny teny manodidina.