Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 20:2 Malagasy Bible (MG1865)

tamin'izany andro izany no nampitondran'i Jehovah teny an'Isaia, zanak'i Amoza, hoe: Andeha, borahy ny lamba fisaonana ho afaka amin'ny valahanao, ary esory ny kiraronao hiala amin'ny tongotrao. Dia nanao izany izy ka nandeha tsy nitafy sady tsy nikiraro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 20

Jereo Isaia 20:2 amin'ny teny manodidina.