Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taniny dia feno volafotsy sy volamena. Sady tsy hita lany ny hareny; Ary ny taniny dia feno soavaly, Sady tsy hita isa ny kalesiny;

Vakio ny toko manontolo Isaia 2

Jereo Isaia 2:7 amin'ny teny manodidina.