Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitsara ny adin'ny jentilisa Izy Ka hampiaiky firenena maro; Dia hanefy ny sabany ho fangady ireny, Ary ny lefony ho fanetezam-boaloboka; Ny firenena tsy hanainga sabatra hifamely Na hianatra ady intsony

Vakio ny toko manontolo Isaia 2

Jereo Isaia 2:4 amin'ny teny manodidina.