Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 19:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tanin'ny Joda dia ho fahatahoran'i Egypta, ka na oviana na oviana no misy miresaka izany aminy dia ho raiki-tahotra izy noho ny fikasan'i Jehovah, Tompon'ny maro, izay kasainy ny amin'ny hamelezana azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:17 amin'ny teny manodidina.