Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 19:11 Malagasy Bible (MG1865)

Efa adala mihitsy ny mpanapaka any Zoana; Hevi-poana no avoak'izay hendry indrindra amin'ny mpanolotsain'i Farao; Ahoana no ilazanareo amin'i Farao hoe: Zanak'olon-kendry aho sady taranak'ireo mpanjaka fahagola?

Vakio ny toko manontolo Isaia 19

Jereo Isaia 19:11 amin'ny teny manodidina.