Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa hisy sisa hotsimponina ihany izy tahaka ny amin'ny fikapohana ny hazo oliva: Hisy voany roa na telo ao an-tendrony ambony indrindra, efatra na dimy ao amin'ny rantsan'ny hazo mahavokatra, hoy Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 17

Jereo Isaia 17:6 amin'ny teny manodidina.