Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 16:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hisy seza fiandrianana hampitoerina amin'ny famindram-po, ka hisy hipetraka eo aminy amin'ny fahamarinana ao an-dain'i Davida, ary hitsara sy handinika izay marina izy, sady ho faingam-pamoaka ny rariny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 16

Jereo Isaia 16:5 amin'ny teny manodidina.