Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 15:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny ranon'i Dimona dia feno rà; fa mbola hampiako ny loza manjo an'i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 15

Jereo Isaia 15:9 amin'ny teny manodidina.