Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 15:1 Malagasy Bible (MG1865)

Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Moaba. Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Ara-moaba, ka fongotra izy; Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Kira-moaba, ka fongotra izy;

Vakio ny toko manontolo Isaia 15

Jereo Isaia 15:1 amin'ny teny manodidina.