Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 14:29 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mifaly, ry Filistia rehetra, saingy tapaka ny tsorakazo namely anao; fa avy ao an-kibon'ny bibilava no hihavian'ny menarana, ary ny aterany ho tonga menaran'afo manidina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:29 amin'ny teny manodidina.