Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 14:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no efa nikasa, ka iza indray no hahafoana izany? Ary ny tànany dia voahinjitra, ka iza no hampihemotra izany?

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:27 amin'ny teny manodidina.