Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 13:20 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy honenana mandrakizay izy ary tsy hitoerana intsony hatramin'ny taranaka fara mandimby, Tsy hisy Arabo hanorin-day any, na mpiandry ondry hampandry ny ondriny any;

Vakio ny toko manontolo Isaia 13

Jereo Isaia 13:20 amin'ny teny manodidina.