Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 13:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho izany dia hampihorohoroiko ny lanitra, ary ny tany hientanentana hiala amin'ny fitoerany noho ny fahatezeran'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy noho ny andro firehetan'ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 13

Jereo Isaia 13:13 amin'ny teny manodidina.