Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 12:3-6 Malagasy Bible (MG1865)

3. Koa amin'ny fifaliana no hantsakanareo rano amin'ny loharanom-pamonjena.

4. Ary hiteny ianao amin'izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany, ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany. Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.

5. Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony; Ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany.

6. Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 12